plt_tn/exo/14/21.md

339 B

rivo-mahery avy tany atsinanana

Rivotra avy any atsinanana niandoha avy tany atsinanana ary mitsoka miankandrefana.

atsinanana

izay hiposahan'ny masoandro

nizara roa ny rano

DH: "Nanasaraka ny rano i Yaveh"

teo ankavanana sy ankavian'izy ireo

"teo amin'ny ankilan'izy ireo tsirairay avy'' na "tamin'ny lafiny roan'izy ireo"