plt_tn/exo/14/21.md

16 lines
339 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# rivo-mahery avy tany atsinanana
Rivotra avy any atsinanana niandoha avy tany atsinanana ary mitsoka miankandrefana.
# atsinanana
izay hiposahan'ny masoandro
# nizara roa ny rano
DH: "Nanasaraka ny rano i Yaveh"
# teo ankavanana sy ankavian'izy ireo
"teo amin'ny ankilan'izy ireo tsirairay avy'' na "tamin'ny lafiny roan'izy ireo"