# rivo-mahery avy tany atsinanana Rivotra avy any atsinanana niandoha avy tany atsinanana ary mitsoka miankandrefana. # atsinanana izay hiposahan'ny masoandro # nizara roa ny rano DH: "Nanasaraka ny rano i Yaveh" # teo ankavanana sy ankavian'izy ireo "teo amin'ny ankilan'izy ireo tsirairay avy'' na "tamin'ny lafiny roan'izy ireo"