plt_tn/exo/14/15.md

20 lines
731 B
Markdown

# Nahoana ianao ry Mosesy, no mbola miantso Ahy ihany?
Niangavy vonjy tamin'Andriamanitra i Mosesy ka mampiasa io fanontaniana io Andriamanitra mba hanerena an'i Mosesy hanao zavatra. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fanambarana. DH: "Aza miantso Ahy intsony, ry Mosesy".
# zarao roa izany
"zarao roa ny ranomasina"
# Tsarovy
"Fantaro"
# hanamafy ny fon'ny Egyptiana Aho
Eto ny hoe "fo" dia manondro an'i Farao. Ny fihetsiny feno fahamafisan-doha dia resahina toy ny hoe mafy ny fony. Jereo ny nandikanao izany andian-teny izany ihany ao amin'ny 9:11. DH: "Hahatonga ireo Egyptiana hanohitra kokoa Aho"
# ka hanenjika azy ireo izy
"mba hiditra ao amin'ny ranomasina aorian'ireo Israelita ireo Egyptiana"