# Nahoana ianao ry Mosesy, no mbola miantso Ahy ihany? Niangavy vonjy tamin'Andriamanitra i Mosesy ka mampiasa io fanontaniana io Andriamanitra mba hanerena an'i Mosesy hanao zavatra. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fanambarana. DH: "Aza miantso Ahy intsony, ry Mosesy". # zarao roa izany "zarao roa ny ranomasina" # Tsarovy "Fantaro" # hanamafy ny fon'ny Egyptiana Aho Eto ny hoe "fo" dia manondro an'i Farao. Ny fihetsiny feno fahamafisan-doha dia resahina toy ny hoe mafy ny fony. Jereo ny nandikanao izany andian-teny izany ihany ao amin'ny 9:11. DH: "Hahatonga ireo Egyptiana hanohitra kokoa Aho" # ka hanenjika azy ireo izy "mba hiditra ao amin'ny ranomasina aorian'ireo Israelita ireo Egyptiana"