plt_tn/exo/14/15.md

731 B

Nahoana ianao ry Mosesy, no mbola miantso Ahy ihany?

Niangavy vonjy tamin'Andriamanitra i Mosesy ka mampiasa io fanontaniana io Andriamanitra mba hanerena an'i Mosesy hanao zavatra. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fanambarana. DH: "Aza miantso Ahy intsony, ry Mosesy".

zarao roa izany

"zarao roa ny ranomasina"

Tsarovy

"Fantaro"

hanamafy ny fon'ny Egyptiana Aho

Eto ny hoe "fo" dia manondro an'i Farao. Ny fihetsiny feno fahamafisan-doha dia resahina toy ny hoe mafy ny fony. Jereo ny nandikanao izany andian-teny izany ihany ao amin'ny 9:11. DH: "Hahatonga ireo Egyptiana hanohitra kokoa Aho"

ka hanenjika azy ireo izy

"mba hiditra ao amin'ny ranomasina aorian'ireo Israelita ireo Egyptiana"