plt_tn/exo/14/13.md

343 B

Hoy Mosesy tamin'ny vahoaka

Mamaly ny tahotr'ireo Israelita i Mosesy.

homena anareo

Ny mpisolotena "ianareo" dia manondro ireo Israelita.

Fa tsy ho hitanareo intsony ireo Egyptiana

Nampiasa io fomba fiteny mihaja io i Mosesy hilazana fa handeha hamotika ny tafik'i Egypta Andriamanitra. DH: "Fa hamono ireo Egyptiana Andriamanitra"