# Hoy Mosesy tamin'ny vahoaka Mamaly ny tahotr'ireo Israelita i Mosesy. # homena anareo Ny mpisolotena "ianareo" dia manondro ireo Israelita. # Fa tsy ho hitanareo intsony ireo Egyptiana Nampiasa io fomba fiteny mihaja io i Mosesy hilazana fa handeha hamotika ny tafik'i Egypta Andriamanitra. DH: "Fa hamono ireo Egyptiana Andriamanitra"