plt_tn/exo/14/13.md

12 lines
343 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Hoy Mosesy tamin'ny vahoaka
Mamaly ny tahotr'ireo Israelita i Mosesy.
# homena anareo
Ny mpisolotena "ianareo" dia manondro ireo Israelita.
# Fa tsy ho hitanareo intsony ireo Egyptiana
Nampiasa io fomba fiteny mihaja io i Mosesy hilazana fa handeha hamotika ny tafik'i Egypta Andriamanitra. DH: "Fa hamono ireo Egyptiana Andriamanitra"