plt_tn/exo/14/01.md

16 lines
542 B
Markdown

# Pi-Hahirota...Migdola...Bahala-Zefona
Ireo dia vohitra any amin'ny sisitany atsinanan'i Egypta.
# Tokony hitoby ianareo
Eto ny teny hoe "ianareo" dia manondro an'i Mosesy sy ireo Israelita.
# Fa hilaza ny amin'ireo Israelita i Farao hoe: 'Mirenireny voan'ny tamberintany ireo Israelita. Tampina tamin'izy ireo ny efitra.'
DH: "Hilaza i Farao fa mirenireny any amin'ny tany ireo Israelita ary nikatona tamin'izy ireo ny efitra"
# Tampina tamin'izy ireo ny efitra
Resahin'i Farao toy ny olona izay namandrika ireo Israelita ny efitra.