# Pi-Hahirota...Migdola...Bahala-Zefona Ireo dia vohitra any amin'ny sisitany atsinanan'i Egypta. # Tokony hitoby ianareo Eto ny teny hoe "ianareo" dia manondro an'i Mosesy sy ireo Israelita. # Fa hilaza ny amin'ireo Israelita i Farao hoe: 'Mirenireny voan'ny tamberintany ireo Israelita. Tampina tamin'izy ireo ny efitra.' DH: "Hilaza i Farao fa mirenireny any amin'ny tany ireo Israelita ary nikatona tamin'izy ireo ny efitra" # Tampina tamin'izy ireo ny efitra Resahin'i Farao toy ny olona izay namandrika ireo Israelita ny efitra.