plt_tn/exo/14/01.md

542 B

Pi-Hahirota...Migdola...Bahala-Zefona

Ireo dia vohitra any amin'ny sisitany atsinanan'i Egypta.

Tokony hitoby ianareo

Eto ny teny hoe "ianareo" dia manondro an'i Mosesy sy ireo Israelita.

Fa hilaza ny amin'ireo Israelita i Farao hoe: 'Mirenireny voan'ny tamberintany ireo Israelita. Tampina tamin'izy ireo ny efitra.'

DH: "Hilaza i Farao fa mirenireny any amin'ny tany ireo Israelita ary nikatona tamin'izy ireo ny efitra"

Tampina tamin'izy ireo ny efitra

Resahin'i Farao toy ny olona izay namandrika ireo Israelita ny efitra.