plt_tn/exo/13/19.md

8 lines
267 B
Markdown

# nitoby tao Etama
Etama dia any atsimon'ny lalana mankany amin'ireo Filistina, eo amoron'ny efitra.
# andri-rahona...andri-afo
"rahona miendrika andry...afo miendrika andry". Miaraka amin'izy ireo tamin'ny rahona ny andro ary tamin'ny afo ny alina Andriamanitra.