# nitoby tao Etama Etama dia any atsimon'ny lalana mankany amin'ireo Filistina, eo amoron'ny efitra. # andri-rahona...andri-afo "rahona miendrika andry...afo miendrika andry". Miaraka amin'izy ireo tamin'ny rahona ny andro ary tamin'ny afo ny alina Andriamanitra.