plt_tn/exo/13/19.md

267 B

nitoby tao Etama

Etama dia any atsimon'ny lalana mankany amin'ireo Filistina, eo amoron'ny efitra.

andri-rahona...andri-afo

"rahona miendrika andry...afo miendrika andry". Miaraka amin'izy ireo tamin'ny rahona ny andro ary tamin'ny afo ny alina Andriamanitra.