plt_tn/exo/13/11.md

12 lines
378 B
Markdown

# ary rehefa manome ny tany ho anareo Izy
"ary rehefa manome ny tanin'ireo Kananita ho anareo"
# Ireo voalohan-teraky ny boriky rehetra
Nomena safidy ny Israely mba hamono ny voalohan-teraky ny boriky na hanakalo izany ho zanak'ondry.
# Fa ireo lahimatoa rehetra eo aminareo
Ny olona rehetra ao amin'ny Israely izay nanan-janaka lahimatoa, dia tsy maintsy hivarotra izany.