plt_tn/exo/13/11.md

378 B

ary rehefa manome ny tany ho anareo Izy

"ary rehefa manome ny tanin'ireo Kananita ho anareo"

Ireo voalohan-teraky ny boriky rehetra

Nomena safidy ny Israely mba hamono ny voalohan-teraky ny boriky na hanakalo izany ho zanak'ondry.

Fa ireo lahimatoa rehetra eo aminareo

Ny olona rehetra ao amin'ny Israely izay nanan-janaka lahimatoa, dia tsy maintsy hivarotra izany.