# ary rehefa manome ny tany ho anareo Izy "ary rehefa manome ny tanin'ireo Kananita ho anareo" # Ireo voalohan-teraky ny boriky rehetra Nomena safidy ny Israely mba hamono ny voalohan-teraky ny boriky na hanakalo izany ho zanak'ondry. # Fa ireo lahimatoa rehetra eo aminareo Ny olona rehetra ao amin'ny Israely izay nanan-janaka lahimatoa, dia tsy maintsy hivarotra izany.