plt_tn/exo/13/06.md

24 lines
532 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely i Mosesy.
# Mandritra ny fito andro
"mandritra ny 7 andro"
# Mofo tsy misy lalivay no tsy maintsy hohanina
DH: "Tsy mihinana mofo tsy misy masirasira ianareo"
# tsy tokony hisy mofo misy lalivay akory hita eo aminareo
DH: "Tsy tokony hisy mofo misy lalivay eo aminareo"
# Tsy misy lalivay tokony ho hita miaraka aminareo
DH: "Tsy tokony hanana lalivay mihitsy ianareo"
# ao anatin'ny sisin-taninareo
"anatin'izay sisitany amin'ny taninareo"