# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely i Mosesy. # Mandritra ny fito andro "mandritra ny 7 andro" # Mofo tsy misy lalivay no tsy maintsy hohanina DH: "Tsy mihinana mofo tsy misy masirasira ianareo" # tsy tokony hisy mofo misy lalivay akory hita eo aminareo DH: "Tsy tokony hisy mofo misy lalivay eo aminareo" # Tsy misy lalivay tokony ho hita miaraka aminareo DH: "Tsy tokony hanana lalivay mihitsy ianareo" # ao anatin'ny sisin-taninareo "anatin'izay sisitany amin'ny taninareo"