plt_tn/exo/13/06.md

532 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely i Mosesy.

Mandritra ny fito andro

"mandritra ny 7 andro"

Mofo tsy misy lalivay no tsy maintsy hohanina

DH: "Tsy mihinana mofo tsy misy masirasira ianareo"

tsy tokony hisy mofo misy lalivay akory hita eo aminareo

DH: "Tsy tokony hisy mofo misy lalivay eo aminareo"

Tsy misy lalivay tokony ho hita miaraka aminareo

DH: "Tsy tokony hanana lalivay mihitsy ianareo"

ao anatin'ny sisin-taninareo

"anatin'izay sisitany amin'ny taninareo"