plt_tn/exo/12/49.md

12 lines
549 B
Markdown

# araka izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy sy Arona
"ny zavatra rehetra izay nolazain'i Yaveh an'i Mosesy sy Arona hatao"
# Ary
Io andianteny io eto dia nampiasaina mba hanamarika tranga lehibe tamin'ny tantara. Raha tsy misy azo hilazana izany amin'ny fiteninao, dia afaka ampiasainao eto izany.
# tamin'ny alalan'ny antoko mitam-piadian'izy ireo
Ny teny nampiasaina amin'ireo vondrona ireo dia teny miaramila manondro miaramila maro an'isa. Jereo ny nandikanao ny hoe "isan-toko" ao amin'ny 12:17. DH: "isam-pizarana" na "isaky ny rezimanta"