# araka izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy sy Arona "ny zavatra rehetra izay nolazain'i Yaveh an'i Mosesy sy Arona hatao" # Ary Io andianteny io eto dia nampiasaina mba hanamarika tranga lehibe tamin'ny tantara. Raha tsy misy azo hilazana izany amin'ny fiteninao, dia afaka ampiasainao eto izany. # tamin'ny alalan'ny antoko mitam-piadian'izy ireo Ny teny nampiasaina amin'ireo vondrona ireo dia teny miaramila manondro miaramila maro an'isa. Jereo ny nandikanao ny hoe "isan-toko" ao amin'ny 12:17. DH: "isam-pizarana" na "isaky ny rezimanta"