plt_tn/exo/12/49.md

549 B

araka izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy sy Arona

"ny zavatra rehetra izay nolazain'i Yaveh an'i Mosesy sy Arona hatao"

Ary

Io andianteny io eto dia nampiasaina mba hanamarika tranga lehibe tamin'ny tantara. Raha tsy misy azo hilazana izany amin'ny fiteninao, dia afaka ampiasainao eto izany.

tamin'ny alalan'ny antoko mitam-piadian'izy ireo

Ny teny nampiasaina amin'ireo vondrona ireo dia teny miaramila manondro miaramila maro an'isa. Jereo ny nandikanao ny hoe "isan-toko" ao amin'ny 12:17. DH: "isam-pizarana" na "isaky ny rezimanta"