plt_tn/exo/12/37.md

392 B

Ramesesy

Ramesesy dia tanàna Egyptiana izay nitehirizina vary. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:11.

Teo ho eo amin'ny 600.000 lahy izy ireo

"Ny fitambaran'isan'ireo lehilahy ireo dia 600.000

Nanao mofo tsy misy masirasira tamin'ny koba

"mofo tamin'ny koba izay tsy misy lalivay"

noroahina avy tao Egypta izy ireo

DH: "nandroaka azy ireo niala tao Egypta ireo Egyptiana"