# Ramesesy Ramesesy dia tanĂ na Egyptiana izay nitehirizina vary. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:11. # Teo ho eo amin'ny 600.000 lahy izy ireo "Ny fitambaran'isan'ireo lehilahy ireo dia 600.000 # Nanao mofo tsy misy masirasira tamin'ny koba "mofo tamin'ny koba izay tsy misy lalivay" # noroahina avy tao Egypta izy ireo DH: "nandroaka azy ireo niala tao Egypta ireo Egyptiana"