plt_tn/exo/12/37.md

16 lines
392 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ramesesy
Ramesesy dia tanàna Egyptiana izay nitehirizina vary. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:11.
# Teo ho eo amin'ny 600.000 lahy izy ireo
"Ny fitambaran'isan'ireo lehilahy ireo dia 600.000
# Nanao mofo tsy misy masirasira tamin'ny koba
"mofo tamin'ny koba izay tsy misy lalivay"
# noroahina avy tao Egypta izy ireo
DH: "nandroaka azy ireo niala tao Egypta ireo Egyptiana"