plt_tn/exo/12/17.md

678 B

isan-tokony avy

Ny teny nampiasaina tamin'ireo vondrona ireo dia tenin'ny tafika manondro isana miaramila marobe. DH: "isam-pizarana" na "isaky ny rezimanta"

takariva

Io dia manondro ny fotoana hariva aorian'ny filentehan'ny masoandro nefa mbola misy hazavana. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 12:5.

fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana

Izany dia ny volana voalohan'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahaefatra ambiny folo dia akaikin'ny fanombohan'ny Aprily amin'ny tetiandro Tatsinanana.

andro faha-iraika amby roapolon'ny volana

"andro faha-iraika amby roapolon'ny volana voalohany". Izany dia akaikin'ny antenantenan'ny Aprily amin'ny tetiandro Tandrefana.