plt_tn/exo/12/17.md

16 lines
678 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# isan-tokony avy
Ny teny nampiasaina tamin'ireo vondrona ireo dia tenin'ny tafika manondro isana miaramila marobe. DH: "isam-pizarana" na "isaky ny rezimanta"
# takariva
Io dia manondro ny fotoana hariva aorian'ny filentehan'ny masoandro nefa mbola misy hazavana. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 12:5.
# fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana
Izany dia ny volana voalohan'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahaefatra ambiny folo dia akaikin'ny fanombohan'ny Aprily amin'ny tetiandro Tatsinanana.
# andro faha-iraika amby roapolon'ny volana
"andro faha-iraika amby roapolon'ny volana voalohany". Izany dia akaikin'ny antenantenan'ny Aprily amin'ny tetiandro Tandrefana.