# isan-tokony avy Ny teny nampiasaina tamin'ireo vondrona ireo dia tenin'ny tafika manondro isana miaramila marobe. DH: "isam-pizarana" na "isaky ny rezimanta" # takariva Io dia manondro ny fotoana hariva aorian'ny filentehan'ny masoandro nefa mbola misy hazavana. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 12:5. # fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana Izany dia ny volana voalohan'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahaefatra ambiny folo dia akaikin'ny fanombohan'ny Aprily amin'ny tetiandro Tatsinanana. # andro faha-iraika amby roapolon'ny volana "andro faha-iraika amby roapolon'ny volana voalohany". Izany dia akaikin'ny antenantenan'ny Aprily amin'ny tetiandro Tandrefana.