plt_tn/exo/12/12.md

514 B

Hitondra famaizana ho an'ireo andriamanitr'i Egypta rehetra Aho

DH: "Hanasazy ny andriamanitr'i Egypta rehetra Aho"

fahatongavako ao aminareo

Io dia midika fa hahita ny rà izay manondro ny tranon'ny Israelita i Yaveh. DH: "izay ho hitako rehefa mankany aminareo Aho"

handalo eo aminareo

Ny teny hoe ''handalo'' dia fomba fiteny entina hilazana fa tsy nitsidika na niditra. DH: "Tsy hiditra ao amin'ny tranonareo Aho"

ho anareo, amin'ny taranaky ny vahoakanareo

"ho anareo sy ireo taranaka rehetra.