# Hitondra famaizana ho an'ireo andriamanitr'i Egypta rehetra Aho DH: "Hanasazy ny andriamanitr'i Egypta rehetra Aho" # fahatongavako ao aminareo Io dia midika fa hahita ny rĂ  izay manondro ny tranon'ny Israelita i Yaveh. DH: "izay ho hitako rehefa mankany aminareo Aho" # handalo eo aminareo Ny teny hoe ''handalo'' dia fomba fiteny entina hilazana fa tsy nitsidika na niditra. DH: "Tsy hiditra ao amin'ny tranonareo Aho" # ho anareo, amin'ny taranaky ny vahoakanareo "ho anareo sy ireo taranaka rehetra.