plt_tn/exo/12/09.md

492 B

Aza hohanina manta

"Aza mihinana ny zanak'ondry na ny osy tsy masaka"

sy tokony havelanareo ho tratra maraina ny ambin'izany

DH: "Aza misy amelana mandra-maraina amin'izany"

fehi-kibonareo

Io dia manondro hoditra misadika na zavatra hamatorana manodidina ny valahana.

mihinana haingana izany

"hano malaky"

Izany no Paskan' i Yaveh

Eto ny teny hoe ''izany" dia manondro ny fihinanana ny biby amin'ny andro fahafolon'ny volana. DH: "Izany fankalazana izany dia Pask'i Yaveh"