# Aza hohanina manta "Aza mihinana ny zanak'ondry na ny osy tsy masaka" # sy tokony havelanareo ho tratra maraina ny ambin'izany DH: "Aza misy amelana mandra-maraina amin'izany" # fehi-kibonareo Io dia manondro hoditra misadika na zavatra hamatorana manodidina ny valahana. # mihinana haingana izany "hano malaky" # Izany no Paskan' i Yaveh Eto ny teny hoe ''izany" dia manondro ny fihinanana ny biby amin'ny andro fahafolon'ny volana. DH: "Izany fankalazana izany dia Pask'i Yaveh"