plt_tn/exo/12/09.md

20 lines
492 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Aza hohanina manta
"Aza mihinana ny zanak'ondry na ny osy tsy masaka"
# sy tokony havelanareo ho tratra maraina ny ambin'izany
DH: "Aza misy amelana mandra-maraina amin'izany"
# fehi-kibonareo
Io dia manondro hoditra misadika na zavatra hamatorana manodidina ny valahana.
# mihinana haingana izany
"hano malaky"
# Izany no Paskan' i Yaveh
Eto ny teny hoe ''izany" dia manondro ny fihinanana ny biby amin'ny andro fahafolon'ny volana. DH: "Izany fankalazana izany dia Pask'i Yaveh"