plt_tn/exo/12/05.md

16 lines
455 B
Markdown

# takariva
Io dia manondro ny fotoana hariva aorian'ny filentehan'ny masoandro nefa mbola misy fahazavana ihany.
# amin'ny tolàm-baravarana anankiroa sy eo amin'ny tataom-baravaran'ny trano
"eo amin'ireo lafiny sy tampon'ny lalana mankao an-trano"
# Hoano miaraka amin'ny mofo tsy misy masirasira
DH: "Hano miaraka amin'ny mofo izay nataonao tsy nisy lalivay izany"
# ahitra mafaitra
Io dia zava-maniry kely izay matetika mahery sady ratsy tsiro.