plt_tn/exo/12/05.md

455 B

takariva

Io dia manondro ny fotoana hariva aorian'ny filentehan'ny masoandro nefa mbola misy fahazavana ihany.

amin'ny tolàm-baravarana anankiroa sy eo amin'ny tataom-baravaran'ny trano

"eo amin'ireo lafiny sy tampon'ny lalana mankao an-trano"

Hoano miaraka amin'ny mofo tsy misy masirasira

DH: "Hano miaraka amin'ny mofo izay nataonao tsy nisy lalivay izany"

ahitra mafaitra

Io dia zava-maniry kely izay matetika mahery sady ratsy tsiro.