# takariva Io dia manondro ny fotoana hariva aorian'ny filentehan'ny masoandro nefa mbola misy fahazavana ihany. # amin'ny tolàm-baravarana anankiroa sy eo amin'ny tataom-baravaran'ny trano "eo amin'ireo lafiny sy tampon'ny lalana mankao an-trano" # Hoano miaraka amin'ny mofo tsy misy masirasira DH: "Hano miaraka amin'ny mofo izay nataonao tsy nisy lalivay izany" # ahitra mafaitra Io dia zava-maniry kely izay matetika mahery sady ratsy tsiro.