plt_tn/exo/11/04.md

16 lines
466 B
Markdown

# sasak'alina
Io dia amin'ny 12 ( alina) na 2400 ora.
# Ireo lahimatoa rehetra...lahimatoan'i Farao...lahimatoan'ny mpanompo vavy...voalohan-teraky ny biby fiompy
Ny hoe "lahimatoa" dia manondro ny zanaka lahy zokiny indrindra.
# izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianany
Io andian-teny io dia manondro an'i Farao.
# izay ao ambadiky ny fikosoham-bary mitoto izany
"izay mikosoka eo amin'ny fikosoham-bary" na "izay aorian'ny fikosoham-bary mikosoka vary"