# sasak'alina Io dia amin'ny 12 ( alina) na 2400 ora. # Ireo lahimatoa rehetra...lahimatoan'i Farao...lahimatoan'ny mpanompo vavy...voalohan-teraky ny biby fiompy Ny hoe "lahimatoa" dia manondro ny zanaka lahy zokiny indrindra. # izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianany Io andian-teny io dia manondro an'i Farao. # izay ao ambadiky ny fikosoham-bary mitoto izany "izay mikosoka eo amin'ny fikosoham-bary" na "izay aorian'ny fikosoham-bary mikosoka vary"