plt_tn/exo/11/04.md

466 B

sasak'alina

Io dia amin'ny 12 ( alina) na 2400 ora.

Ireo lahimatoa rehetra...lahimatoan'i Farao...lahimatoan'ny mpanompo vavy...voalohan-teraky ny biby fiompy

Ny hoe "lahimatoa" dia manondro ny zanaka lahy zokiny indrindra.

izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianany

Io andian-teny io dia manondro an'i Farao.

izay ao ambadiky ny fikosoham-bary mitoto izany

"izay mikosoka eo amin'ny fikosoham-bary" na "izay aorian'ny fikosoham-bary mikosoka vary"