plt_tn/exo/10/27.md

20 lines
632 B
Markdown

# nohamafisin'i Yaveh ny fon'i Farao
Eto ny hoe "fo" dia manondro an'i Farao. Ny fihetsiny feno hamafisan-doha dia resahana toy ny hoe mafy ny fony. Jereo ny nandikanao io andian-teny io ao amin'ny 9:11. DH: "nahatonga an'i Farao hanjary manohitra kokoa"
# tsy hamela azy ireo andeha izy
"tsy hamela azy ireo andeha i Farao"
# Fa mitandrema amin'ny zavatra iray
"Aoka hahazo antoka ny zavatra iray''
# hahitanao ny tavako
Eto ny teny hoe "tava" dia manondro ny olona manontolo. DH: "hitanao Aho"
# Voalazanao mihitsy
Amin'ireo teny ireo, no nanindrian'i Mosesy fa nilaza ny marina i Farao. DH: "Izay nolazainao dia marina"