plt_tn/exo/10/27.md

632 B

nohamafisin'i Yaveh ny fon'i Farao

Eto ny hoe "fo" dia manondro an'i Farao. Ny fihetsiny feno hamafisan-doha dia resahana toy ny hoe mafy ny fony. Jereo ny nandikanao io andian-teny io ao amin'ny 9:11. DH: "nahatonga an'i Farao hanjary manohitra kokoa"

tsy hamela azy ireo andeha izy

"tsy hamela azy ireo andeha i Farao"

Fa mitandrema amin'ny zavatra iray

"Aoka hahazo antoka ny zavatra iray''

hahitanao ny tavako

Eto ny teny hoe "tava" dia manondro ny olona manontolo. DH: "hitanao Aho"

Voalazanao mihitsy

Amin'ireo teny ireo, no nanindrian'i Mosesy fa nilaza ny marina i Farao. DH: "Izay nolazainao dia marina"