plt_tn/exo/09/29.md

394 B

Hoy Mosesy taminy

"Niteny tamin'i Farao i Mosesy"

hasandratro any amin'i Yaveh ny tanako

Io dia fihetsika famantarana miaraka amin'ny vavaka. DH: "asandrato ny tananao ary mivavaha amin'i Yaveh" (UDB)

manome voninahitra an'i Yaveh Andriamanitra

Tafiditra ao amin'ny fanomezana voninahitra an'Andriamanitra ny fankatoavana Azy sy ny fiainana amin'ny fomba izay maneho ny halebiazany.