# Hoy Mosesy taminy "Niteny tamin'i Farao i Mosesy" # hasandratro any amin'i Yaveh ny tanako Io dia fihetsika famantarana miaraka amin'ny vavaka. DH: "asandrato ny tananao ary mivavaha amin'i Yaveh" (UDB) # manome voninahitra an'i Yaveh Andriamanitra Tafiditra ao amin'ny fanomezana voninahitra an'Andriamanitra ny fankatoavana Azy sy ny fiainana amin'ny fomba izay maneho ny halebiazany.