plt_tn/exo/09/29.md

12 lines
394 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Hoy Mosesy taminy
"Niteny tamin'i Farao i Mosesy"
# hasandratro any amin'i Yaveh ny tanako
Io dia fihetsika famantarana miaraka amin'ny vavaka. DH: "asandrato ny tananao ary mivavaha amin'i Yaveh" (UDB)
# manome voninahitra an'i Yaveh Andriamanitra
Tafiditra ao amin'ny fanomezana voninahitra an'Andriamanitra ny fankatoavana Azy sy ny fiainana amin'ny fomba izay maneho ny halebiazany.