plt_tn/exo/08/25.md

8 lines
331 B
Markdown

# marina eo imason'izy ireo izahay
Izany dia fomba fiteny hilazana hoe "eo anatrehan'ny olona". DH: "eo anatrehan'izy ireo"
# tsy ho torahan'izy ireo vato va izahay?
Mametraka io fanontaniana io i Mosesy mba hanehoana an'i Farao fa hamela ireo Israelita hanompo an'i Yaveh ireo Egyptiana. DH: "hitora-bato anay tokoa izy ireo!"