# marina eo imason'izy ireo izahay Izany dia fomba fiteny hilazana hoe "eo anatrehan'ny olona". DH: "eo anatrehan'izy ireo" # tsy ho torahan'izy ireo vato va izahay? Mametraka io fanontaniana io i Mosesy mba hanehoana an'i Farao fa hamela ireo Israelita hanompo an'i Yaveh ireo Egyptiana. DH: "hitora-bato anay tokoa izy ireo!"