plt_tn/exo/08/25.md

331 B

marina eo imason'izy ireo izahay

Izany dia fomba fiteny hilazana hoe "eo anatrehan'ny olona". DH: "eo anatrehan'izy ireo"

tsy ho torahan'izy ireo vato va izahay?

Mametraka io fanontaniana io i Mosesy mba hanehoana an'i Farao fa hamela ireo Israelita hanompo an'i Yaveh ireo Egyptiana. DH: "hitora-bato anay tokoa izy ireo!"