plt_tn/exo/05/19.md

470 B

rehefa nolazaina hoe

DH: "rehefa niteny tamin'izy ireo i Farao"

lapa

Io dia trano lehibe izay hipetrahan'ny mpanjaka.

nataonareo nangidy hoditra

Namaly ireo Israelita tahaka ny fomba hamalian'izy ireo fofona maloto ireo Egyptiana. DH: "nahatonga azy ireo hankahala anay ianareo"

Nasianareo sabatra ny tanan'izy ireo mba hamonoana anay

Eto ny hoe "sabatra" dia manondro irika mba hamotehina ireo fahavalo. DH: "nanome antony azy ireo hamonoana anay" (UDB)